Aller au contenu

Sihoa

Avy amin'i Wikipedia
Sihoa

Ny sihoa dia fitoeran-javatra miendrika varingarina na kitsoloha voatapaka, ary fisaka amin' ny ankapobeny ny fanambaniny, ary misy tahony vita amin' ny metaly miforitra toa antsasa-paribolana na amin' ny endrika hafa fitondrana azy. Ampiasaina amin' ny fitaterana ranon-javatra izy io ary indraindray ny zavatra mivaingana. Mety hatao fitehirizana akora indostrialy sasany na vokatra ara-tsakafo ihany koa izy io, ka misy sarony mihidy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]