Aller au contenu

rahampitso

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « rahampitso » Etimôlôjia

(Karazan-teny tsy fantatra)

rahampitso  ♦ X-SAMPA : ɾaʔam͡pitsʷ

  1. p. nit,: Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso. / Handeha ho any Toamasina izy rahampitso.

Dikan-teny