Aller au contenu

traho

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « traho » Etimôlôjia

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 trahoko trahonay, trahontsika
2 trahonao
(tenim-paritra) trahon'angao
trahonareo
3 trahony
(tenim-paritra) trahon'anjy
(Sihanaka) trahon-jareo
K- trahon'
trahon-
trahom-

traho  ♦ X-SAMPA : t͡ʂaʔʷ

  1. Handrohandro efa ho latsaka (orana.
    • (Ohatra tsy ampy)

Dikan-teny

Latina

[Ovay]

Matoanteny

traho

  1. manara-dia
  2. mandanjalanja, mandinika
  3. mandroba, mandany
  4. manitatra
  5. mijanona ela
  6. misarika ny fanohanan'ny olona, manery, mandresy
  7. misarika, misintona
  8. misintona

Fanononana

Tsiahy