Aller au contenu

lexicon

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

lexicon

  1. Diksionera amin'ny teny grika, hebreo, latinina, ary aramianina fahiny
  2. Ny voambolana ampiasain'ny olona iray na fantany (antsoina koa hoe fahalalana ara-pitenenana)
  3. fitambaran-teny manokana momba ny lohahevitra iray
  4. voambolana amin'ny fiteny iray

Fanononana

Tsiahy