Aller au contenu

Vatokaranana

Avy amin'i Wikipedia
Vatokaranana

Ny vatokaranana na koaritsa dia karazam-bato mafy sy mangarangarana, izay singa iray singa iray ao amin' ny taharon' ny granita, ary izy no betsaka ao amin' taharon' ny fasika. Mety ho hita amin' ny endrika kristaly lehibe tsy misy loko na miloko na matroka, na amin' ny endrika kristaly bitika tsy hita raha tsy amin' ny alalan' ny fanitajery.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]