Riakasia
Apparence
Ny riakasia dia velaran-drano tsy lalina, saika mifandray amin' ny ranomasina raha tsy nisy andilan-tany na fasika manelanelana azy roa.
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]Ny riakasia dia "dobo na farihy kely mifandray amin' ny ranomasina"[1].
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ranomasira
Ranovory
Ranomandeha
Hafa
Loharano sy famaritana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Service de la Logistique Pédagogique, "Riakasia", ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo,1986.