Alytus
Apparence
54°24′N 24°21′E / 54.400°N 24.350°E
Alytus
| |||
Velarantany | 40 km2 | ||
Isam-ponina | 49,888 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | Nerijus Cesiulis | ||
Firenena | Litoania | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |
Alytus dia tanàna iray any atsimoatsinanan'i Litoania izay misy mponina 49.888 eo ho eo. Any amin'ny 90 km atsimoandrefan'ny renivohitra Vilnius eo amin'ny Memel no misy azy. Manodidina ny 50 km miala ny sisin-tanin'i Belarosia sy Polonia izy io.
Renirano
[hanova | hanova ny fango]Ao amin'ny Memel no misy an'i Alytus.
Tanàna ao Litoania
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Alytus |