Aller au contenu

Norderney

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 5 Septambra 2024 à 03:15 nataon'i EmausBot (dinika | fandraisan'anjara) (Nanala rohy interwiki 1 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:Q23968)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

53°42′N 07°09′E / 53.700°N 7.150°E / 53.700; 7.150

Nosy Norderney
I nosy Norderney
Norderney

Norderney dia tanàna iray amin'ireo nosy Frisian Atsinanana ao amin'ny Ranomasina Wadden any Niedersachsen,  Alemaina. Eo anelanelan'i Baltrum sy Juist no misy ilay nosy ary manana velarantany 26.69 kilometatra toradroa. Ny halavirana akaiky indrindra amin'ny tanibe dia 4.5 kilometatra. I Norderney dia kaominina ao amin'ny fivondronan'i Aurich 5.990 monja ny mponina ao an-tanàna

Velarantany: 26.69 km²

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]