Aller au contenu

Elkasaita

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 1 Mey 2024 à 04:07 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny Elkasaita na Elkesaita na Helkasaita na Elkesaiana dia ireo tao amin' ny fikambanana ara-pivavahana jodeô-kristiana batista sinkretika manam-pirehana gnôstika izay sady anisan' ny jodaisma amin' ny ankapobeny amin' ny lafiny sasany, no anisan' ny jodaisma nazôreana. Io anarana io dia avy amin' ny anaran' ilay olona heverina fa namorona azy atao amin' ny teny grika hoe Ἠλχασαΐ / Elkhasai na Ἠλξαί / Elksai na Ελκεσαΐ / Elkesai.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Antoko sy firehana matanjaka tao amin' ny jodaisma

[hanova | hanova ny fango]

Antoko sy firehana hafa tao amin' ny jodaisma

[hanova | hanova ny fango]