Aller au contenu

Isakara

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 3 Martsa 2023 à 10:29 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

I Isakara (hebreo: יִשָּׂשכָר‬ / Yissakhar) dia olona resahina ao amin' ny Baiboly. Zanaka fahasivin' i Jakoba izy sady zanany fahadimy tamin' i Lea. Mety ho avy amin' ny aranan' i Isakara ny anaran' i Jodasy Iskariôta, ilay mpianatra namadika an' i Jesoa.

Jereo koa:

[hanova | hanova ny fango]