tableau recapitulatif
tableau recapitulatif
tableau recapitulatif
- Injonction : (ou interdictions) Hafatra tiana hitondra vokatra tsara nampitan’ireo Ray amandreny, kanefa niteraka vokatra ratsy,
matetika izy dia maka endrika fandraràna.
Marina fa ny ray amandreny rehetra dia maniry ny fahatafitan’ny zanany, saingy matetika dia misy ireo mametraka ‘condition’ ny amin’izany ;
ao ireo mahazo tafita fa tsy mahazo mihoatra azy ; ao ireo mahazo tafita amin’ny lafiny fianarana, fa tsy mahazo mahomby ara-pitiavana, ao
ireo mahomby ara-pitiavana fa tsy mahazo mandeha alavitra be amin’ny fianarana...,
Ka ireny matetika no lasa injonction, Arakin’ny fikarohan’ny M, GOULDIN dia msy karazany roa ambin’ny folo (12) ny injocntion :
Eo amin’ny fitondrantena - N’existe pas - Ne sois pas toi-même (ou de ton sexe)
- Ne sois pas un enfant - Ne grandis pas - Ne réussis pas - Ne fais pas
- N’aie pas de valeur - N’aie pas d’attache - Ne sois pas intime
- Ne sois pas sain esprit
Eo amin’ny fomba fisainana - Ne pense pas
Eo amin’ny fihetsempo - Ne ressens pas
- Driver Teny noforonon’i Dr Taibi Khaler izy io, midika amin’ny teny frantsay hoe ‘Message conducteur’ na ihany koa Mot d’ordre izay
nampitain’ireo Ray amandrenitsika na izay zoky be nitaiza ka mitarika ny fitondrantenatsika manombola mbola kely ka
mandrapahalehibe.