A Philosophie
A Philosophie
A Philosophie
L’ENSEIGNEMENT GENERAL
Service d’Appui au Baccalauréat SESSION 2009
-------------------
Série : A Epreuve de : PHILOSOPHIE
Durée : 4 heures
Code matière : 008 Coefficient : 4
₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪₪
Sujet I :« Agis toujours de telle sorte que tu traites l’humanité, en ta personne et en la personne d’autrui,
comme une fin et jamais simplement comme un moyen ». Emmanuel KANT.
Qu’en pensez-vous ?
Sujet III : Faites l’analyse ordonnée du texte suivant en vue de dégager son intérêt philosophique
« Les théories qui représentent l’ensemble de nos idées scientifiques sont sans doute
indispensables pour représenter la réalité. Elles doivent aussi servir de point d’appui à des idées
investigatrices nouvelles. Mais ces théories et ces idées n’étant point la vérité immuable, il faut toujours
être prêt à les abandonner, à les modifier ou à les changer dès qu’elles ne représentent plus la réalité. En
un mot, il faut modifier la théorie pour l’adapter à la nature et non la nature pour l’adapter à la théorie »
Claude BERNARD
in Introduction à l’étude de la médecine expérimentale.
--------------------------
N.B. Laza adina IRAY amin’ireo telo atolotra no tsy maintsy ataon’ny mpiadina.
------------------
Laza adina I : « Amin’izay rehetra atao, na amin’ny tenanao izany, na amin’ny hafa ihany koa dia aoka
hitsinjo hatrany ny mahaolona ka hanao izany ho fenitra fa tsy ho fitaovana fotsiny ihany sanatria »
Emmanuel KANT
Ahoana ny hevitrao momba izany ?
Laza adina III : Fakafakao amin’ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary asongadino ny lanjany ara-
pilozofia.
« Ireo teoria izay maneho ny fitambaran’ireo hevitsika ara-tsiansa dia tsy lavina fa tena ilaina
amin’ny fandinihana ny zava-misy. Tokony hatao andry iankinan’ireo hevitra fanadihadiana vaovao
ihany koa izy ireo. Kanefa, noho ireo teoria sy ireo hevitra izay tsy maneho ny marina tsy azo ivalozana
dia tokony ho vonona handao azy ireo lalandava isika, hanova azy ireo raha toa tsy maneho ny marina
momba ny zava-misy intsony. Raha atao indraim-bava izany dia tokony hovàna ny teoria hifanaraka
amin’ny natiora fa tsy ny natiora hifanaraka amin’ny teoria ».
Claude BERNARD
in Introduction à l’étude de la médecine expérimentale.
============================