loha
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | lohako | lohanay, lohantsika |
2 | lohanao (tenim-paritra) lohan'angao |
lohanareo |
3 | lohany (tenim-paritra) lohan'anjy |
(Sihanaka) lohan-jareo |
K- | lohan' lohan- loham- |
loha luʔạ
- Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' [...]Saina: olona kely loha koa izay namet [...]Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no loha [...]Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: [...]Karazana: Maro loha ny sakafo naroson [...]Filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitari [...]
- (Ohatra tsy ampy)