Aller au contenu

razana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.
Jereo koa : razaña

Malagasy

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 razako razanay, razantsika
2 razanao
(tenim-paritra) razan'angao
razanareo
3 razany
(tenim-paritra) razan'anjy
(Sihanaka) razan-jareo
K- razan'
razan-
razam-

razana  ♦ X-SAMPA : ɾazanḁ

  1. kaodiana, ntaolo, razambe, razana, andriamanitra


Anglisy

Anarana iombonana

razana

  1. loholona na razana, ao amin'ny fivavahana nentim-paharazana malagasy, izay heverina ho loharanon'ny torohevitra ara-panahy

Tsiahy