Aller au contenu

Ladoga

Avy amin'i Wikipedia
Farihy Ladoga

Farihy Ladoga (Rosiana: Ладожское озеро, finoà Laatokka) no farihy lehibe indrindra any Eoropa eo amin'ny 18.000 km². Any avaratrandrefan’i Rosia no misy azy eo anelanelan’ny Faritr’i Leningrad sy ny atsimon’ny Repoblikan’i Karelia, eo akaikin’ny sisin-tanin’i Finlandy.

Ao amin'ny nosy Valaam no misy ny Monastera Valaam, monasitera ortodoksa Rosiana.