Aller au contenu

Pelagio (teôlôjiana)

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 26 Novambra 2023 à 11:08 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Teôlojiana tamin' ny taonjato faha-4, nitarika ny pelagianisa.)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
I Pelagio

I Pelagio dia moanina asketika bretôna izay noheverin' ny Eglizy Katôlika fa manana hevitra hafahafa momba ny toetran' ny fahasoavan' Andriamanitra ka natao hoe mpampianatra finoan-diso tamin' ny taona 418. Nomena ny anarana hoe pelagianisma ny foto-pampianarany.