Aller au contenu

Euro

Avy amin'i Wikipedia
Euro

Ny euro dia ny sandam-bola oôfisialin' ny firenena mpikambana 19 ao amin' ny Vondrona Eorôpeana, ary vola tokana sy iraisan' ireo firenena 19 ireo. Ny fikambanan' ny firenena rehetra mampiasa ny vola euro dia atao hoe Faritra Euro.

Euro
Euro 2015      firenen'ny faritra euro (19)      firenena mpikambana ao amin'ny VE sy ny MCE II (1)      firenena mpikambana ao amin'ny VE fa any ivelan'ny MCE II (8)      firenena hafa mampiasa ny euro (2)
Euro

Ankoatran' ny firenena ao amin' ny Faritra Euro, misy firenena ao Eorôpa mampiasa ilay sandam-bola na dia tsy vola ôfisialy any aminy aza ny euro, i Môntenegrô sy i Kôsôvô ohatra dia mampiasa azy, noho ny fianjadian' ny Faritra Euro.

Ny euro dia nanomboka niasa tamin' ny taona 1999 ary nandimby ny ECU (European Currency Unit), sandam-bola eorôpeana noforonina tamin' ny taona 1979. Ankehitriny, izy izao no sandam-bola faharoa miasa indrindra eto an-tany ary voalohany amin' ny isan' ny vola taratasy voaprinty (610 miliara euro).

Jereo koa

Ny taham-panakalozana euro/dollar ny taona 1999-2011

Rohy Ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.