Aller au contenu

Fiteny semitika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
 
(Versiona mielanelana tsy miseho 11 nataon'ilay mpikambana)
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|427x427px|Fitsinjarana ara-jeografikan'ny fiteny semitika]]
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|427x427px|Fitsinjarana ara-jeôgrafian' ny fiteny semitika]]
Ny '''fiteny semitika''' dia [[vondrom-piteny]] nampiasaina tamin'ny [[Andro Taloha]] sy ankehitriny any [[Atsinanana Akaiky]] ([[Azia Atsimo Andrefana]]) sy ao [[Afrika Avaratra]] ary ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]]. Isan'ireo fiteny atao hoe [[Fiteny hamitô-semitika|hamitô-semitika]] na [[Fiteny hamitô-semitika|afrô-aziatika]] na [[Fiteny afraziana|afraziana]] izy ireo ka miely avy amin'ny tapany avaratr'i Afrika hatrany Atsinana Akaiky. Nanomboka tamin'ny taona 1781 no nanomezan'ilay Alemàna atao hoe August Ludwig von Schlözer anarana toy izany ireo fiteny ireo<ref name=":0"><small>Paul Joüon, ''Grammaire de l'hebreu biblique'', Institut biblique pontifical, 1923, <abbr>p.</abbr> 2.</small></ref> araka ny anaran'olona iray ao amin'ny [[Baiboly]], dia i [[Sema]] zanak'i [[Noa]] (na Nôe)<ref><small>Genesisy 10.31: "Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny." (''Ny Baiboly'' - Baiboly protestanta)</small></ref>. Amin'izao fotoana izao dia ireto avy ny lehibe amin'ireo fiteny ireo: ny fiteny [[Fiteny arabo|arabo]], [[Fiteny amharika|amarîka]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny hebreo|hebreo]], [[Fiteny soreta|soreta]] (na arameana atsinana vaovao), [[Fiteny arameana andrefana vaovao|arameana andrefana vaovao]], [[Fiteny maltey|maltey]] ary [[Fiteny siriaka|siriaka]]. Mampiavaka ny fiteny semitika ny fampiasana fototeny foronin-drenifeo telo<ref><small>Paul Joüon, ''Grammaire de l'hebreu biblique'', Institut biblique pontifical, 1923, <abbr>p.</abbr> 3.</small></ref> sy ny fampiasana renifeo tononina am-bavatraoka sy an-janadela ary anterina mafy.
Ny '''fiteny semitika''' dia [[vondrom-piteny]] nampiasaina tamin' ny [[Andro Taloha]] sy ankehitriny any [[Atsinanana Akaiky]] ([[Atsinanana Afovoany|Azia Atsimo Andrefana]]) sy ao [[Afrika Avaratra]] ary ao amin' ny [[Tandrok' i Afrika]]. Anisan' ny fiteny atao hoe [[Fiteny hamitô-semitika|hamitô-semitika]] na [[Fiteny hamitô-semitika|afrô-aziatika]] na [[Fiteny afraziana|afraziana]] izy ireo ka miely avy amin' ny tapany avaratr' i Afrika hatrany [[Atsinanana Akaiky]]. Nanomboka tamin' ny taona 1781 no nanomezan' ilay Alemàna atao hoe August Ludwig von Schlözer anarana toy izany ireo fiteny ireo<ref name=":0"><small>Paul Joüon, ''Grammaire de l'hebreu biblique'', Institut biblique pontifical, 1923, <abbr>p.</abbr> 2.</small></ref> araka ny anaran' olona iray ao amin' ny [[Baiboly]], dia i [[Sema]] zanak' i [[Nôa]] (na Nôe)<ref><small>Genesisy 10.31: "Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny." (''Ny Baiboly'' - Baiboly protestanta)</small></ref>. Amin' izao fotoana izao dia ireto avy ny lehibe amin' ireo fiteny ireo: ny fiteny [[Fiteny arabo|arabo]], [[Fiteny amharika|amharîka]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny hebreo|hebreo]], [[Fiteny soreta|soreta]] (na arameana atsinana vaovao), [[Fiteny arameana vaovao andrefana|arameana andrefana vaovao]], [[Fiteny maltey|maltey]] ary [[Fiteny siriaka|siriaka]]. Mampiavaka ny fiteny semitika ny fampiasana [[fototeny]] foronin-d[[Renisoratra|renifeo]] telo<ref><small>Paul Joüon, ''Grammaire de l'hebreu biblique'', Institut biblique pontifical, 1923, <abbr>p.</abbr> 3.</small></ref> sy ny fampiasana renifeo tononina am-bavatraoka sy an-janadela ary anterina mafy.


== Tantarany sy fielezany ==
== Tantarany sy fielezany ==
Ny [[haifiteny]] tamin'ny taonjato faha-19 dia nanohana fa avy any [[Azia]] ny fiteny semitika. Tamin'ny taonjato faha-20 sy faha-21 anefa dia nisy petra-kevitra nilazana fa avy ao [[Afrika]] izy ireo ka mitambatra amin'ny fiankaviam-piteny lehibe kokoa atao hoe [[fiteny hamitô-semitika]].
Ny [[haifiteny]] tamin' ny taonjato faha-19 dia nanohana fa avy any [[Azia]] ny fiteny semitika. Tamin' ny taonjato faha-20 sy faha-21 anefa dia nisy petra-kevitra nilazana fa avy ao [[Afrika]] izy ireo ka mitambatra ao amin' ny fiankaviam-piteny lehibe kokoa atao hoe [[fiteny hamitô-semitika]].


=== Taonarivo faha-4 tal. J.K. ===
=== Taonarivo faha-4 tal. J.K. ===
Ho an'ireo mpandalina ny fomba sy ny fitenin'ny mponina tatsinanana toa an'i Theodore Nöldeke (1836-1930)<ref><small>Theodor Nöldeke, ''Die semitischen Sprachen'', 1899.</small></ref> dia avy amin'ny fiteny novinavinaina ka nomena ny anarana hoe [[Fiteny prôtô-semitika|prôtô-semitika]] (fiteny semitika niandohana). Io fiteny nipoirana io dia heverin'ny mpikaroka fa mety notenenina tao [[Atsinanana Afovoany]] alohan'ny hielezany amin'ny faritra manodidina sy ao [[Afrika Avaratra|avaratr'iAfrika]]
Ho an' ny mpandalina ny fomba sy ny fitenin' ny mponina tatsinanana toa an' i Theodore Nöldeke (1836-1930)<ref><small>Theodor Nöldeke, ''Die semitischen Sprachen'', 1899.</small></ref> dia avy amin' ny fiteny novinavinaina ka nomena ny anarana hoe [[Fiteny prôtô-semitika|prôtô-semitika]] (fiteny semitika niandohana). Io fiteny nipoirana io dia heverin' ny mpikaroka fa mety notenenina tao [[Atsinanana Afovoany]] alohan' ny hielezany amin' ny faritra manodidina sy ao [[Afrika Avaratra|avaratr' i Afrika]]


Tamin'ny taona 1998 i Mc Call dia nanao petra-kevitra mifamadika amin'izany ka nilaza fa avy ao Afrika no nipoiran'ny fiteny semitika<ref><small>Daniel F. Mc Call, ''[http://links.jstor.org/sici?sici=0011-3204%28199802%2939%3A1%3C139%3ATALPAI%3E2.0.CO%3B2-J&size=LARGE The Afroasiatic Language Phylum: African in Origin, or Asian ?]'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Ffanyv88.com%3A443%2Fhttp%2Flinks.jstor.org%2Fsici%3Fsici%3D0011-3204%2528199802%252939%253A1%253C139%253ATALPAI%253E2.0.CO%253B2-J%26size%3DLARGE tahiry]], The University of Chicago Press, 1998</small> </ref>.
Tamin' ny taona 1998 i Mc Call dia nanao petra-kevitra mifamadika amin' izany ka nilaza fa avy ao Afrika no nipoiran' ny fiteny semitika<ref><small>Daniel F. Mc Call, ''[http://links.jstor.org/sici?sici=0011-3204%28199802%2939%3A1%3C139%3ATALPAI%3E2.0.CO%3B2-J&size=LARGE The Afroasiatic Language Phylum: African in Origin, or Asian ?]'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Ffanyv88.com%3A443%2Fhttp%2Flinks.jstor.org%2Fsici%3Fsici%3D0011-3204%2528199802%252939%253A1%253C139%253ATALPAI%253E2.0.CO%253B2-J%26size%3DLARGE tahiry]], The University of Chicago Press, 1998</small> </ref>.


Tamin'ny taona 2004 kosa dia nilaza ny mpahay fiteny vitsivitsy, dia i Ehret sy i Keita sy i Newman ary i Bellwood, fa ny prôtô-semitika dia avy ao Afrika nefa niely any amin'ny faritr'i [[Sahara|Saharà]] noho ny fifindrà-monin'ireo mpiteny azy tamin'ny fotoana neôlitika ka notenenina voalohany tao [[Atsinanana Akaiky]] (na [[Azia Atsimo Andrefana|Azia Atsimo-Andrefana]]) tamin'ny taona 4000 tal. J.K.<ref><small>Christophe Ehret, S. O. Y. Keita, Paul Newman et Peter Bellwood, « [http://www.sciencemag.org/cgi/content/citation/306/5702/1680c The Origins of Afroasiatic] » [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Ffanyv88.com%3A443%2Fhttp%2Flinks.jstor.org%2Fsici%3Fsici%3D0011-3204%2528199802%252939%253A1%253C139%253ATALPAI%253E2.0.CO%253B2-J%26size%3DLARGE tahiry]], ''Science tamin'ny'' 03 Desambra 2004, Vol. 306. no. 5702, p. 1680.</small></ref>.
Tamin' ny taona 2004 kosa dia nilaza ny mpahay fiteny vitsivitsy, dia i Ehret sy i Keita sy i Newman ary i Bellwood, fa ny prôtô-semitika dia avy ao Afrika nefa niely any amin' ny faritr' i [[Sahara|Saharà]] noho ny fifindrà-monin' ny mpiteny azy tamin' ny [[vanimpotoana neôlitika]] ka notenenina voalohany tao [[Atsinanana Akaiky]] (na [[Atsinanana Afovoany|Azia Atsimo-Andrefana]]) tamin' ny taona 4000 tal. J.K.<ref><small>Christophe Ehret, S. O. Y. Keita, Paul Newman et Peter Bellwood, « [http://www.sciencemag.org/cgi/content/citation/306/5702/1680c The Origins of Afroasiatic] » [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Ffanyv88.com%3A443%2Fhttp%2Flinks.jstor.org%2Fsici%3Fsici%3D0011-3204%2528199802%252939%253A1%253C139%253ATALPAI%253E2.0.CO%253B2-J%26size%3DLARGE tahiry]], ''Science tamin'ny'' 03 Desambra 2004, Vol. 306. no. 5702, p. 1680.</small></ref>.


=== Taonarivo faha-3 tal. J.K. ===
=== Taonarivo faha-3 tal. J.K. ===
Tamin'ny taona 1964 tao amin'i Tell Mardikh ao [[Siria]] no nahitana ny tanàna fahagolan'i [[Ebla]]. Tamin'ny taona 1974 dia tanimanga fanoratana miisa 42 no hita tao amin'ny sisam-paharavan'ny lapa iray izay tokony ho tamin'ny [[Andron'ny Alimo]] tranainy (2400 - 2225 tal. J.K.). Tamin'ny taona 1975 dia tanimanga fanoratana miisa 17 000 no hita koa. Ny fanadihadiana natao tamin'ireo zavatra hita ireo dia nahitana fiteny tranainy izay mampahatsiahy ny endri-piforonan-teny [[Fiteny akadiana|akadiana]], ary ny voambolany dia mitovitovy amin'ny an'ny [[fiteny hebreo]] sy ny [[Fiteny arameana|arameana]].
Tamin' ny taona 1964 tao amin' i Tell Mardikh ao [[Siria]] no nahitana ny tanàna fahagolan' i [[Ebla]]. Tamin' ny taona 1974 dia tanimanga fanoratana miisa 42 no hita tao amin' ny sisam-paharavan' ny lapa iray izay tokony ho tamin' ny [[Andron' ny Alimo]] tranainy (2400 - 2225 tal. J.K.). Tamin' ny taona 1975 dia tanimanga fanoratana miisa 17&nbsp;000 no hita koa. Ny fanadihadiana natao tamin' ireo zavatra hita ireo dia nahitana fiteny tranainy izay mampahatsiahy ny endri-piforonan-teny [[Fiteny akadiana|akadiana]], ary ny voambolany dia mitovitovy amin' ny an' ny [[fiteny hebreo]] sy [[Fiteny arameana|arameana]].


=== Taonarivo faha-2 tal. J.K. ===
=== Taonarivo faha-2 tal. J.K. ===
Ny fiteny semitika atsinanana no manjaka tamin'ny fiandohan'ny taonarivo faha-2 tal. J.K. tao [[Mesôpôtamia]] (na Mezôpôtamia). Ny hoe [[Fiteny akadiana|''fiteny akadiana'']] dia teny mahafaobe ampifanoherina amin'ny hoe [[Fiteny someriana|''fiteny someriana'']] izay manondro fiteny tsy semitika notenenina tao Mesôpôtamia Ambany. Ny arkeôlôjia dia nanome tahirin-tsoratra amin'ny soratra miendr-pantsika
Ny [[fiteny semitika atsinanana]] no nanjaka tamin' ny fiandohan' ny taonarivo faha-2 tal. J.K. tao [[Mesôpôtamia]] (na Mezôpôtamia). Ny hoe [[Fiteny akadiana|''fiteny akadiana'']] dia teny mahafaobe ampifanoherina amin' ny hoe [[Fiteny someriana|''fiteny someriana'']] izay manondro fiteny tsy semitika notenenina tao Mesôpôtamia Ambany. Ny arkeôlôjia dia nanome tahirin-tsoratra amin' ny [[Soratra miendri-pantsika|soratra miendr-pantsika]] izay vita teo anelanelan' ny taona 2500 sy ny vaninandro kristiana<ref name=":0" />.


Ny [[fiteny semitika andrefana]] izay notenenina tao [[Siria]] sy ao [[Iemena]] dia namoaka lahatsoratra tsikelikely. Nisy lahatsoratra tamin' ny fiteny prôtô-kananeana izay vita tamin' ny taona 1500 tal. J.K. sady manaporofo ny fampiasana fiteny semitika andrefana iray tamin' io vanim-potoana io. Nisy tanimanga fanoratana voasoratra amin' ny [[fiteny ogaritika]]<ref><small>Stanislav Segert, ''A Basic Grammar of the Ugaritic Language: With Selected Texts and Glossary'', University of California Press, 1984.</small></ref> hita tao Siria Avaratra, izay vita tamin' ny taona 1300 tal. J.K. Tamin' io fotoana io dia nisy [[Arameana]] mpifindrafindra toeram-pivelomana niditra tao amin' ny tany efitr' i Siria.
izay vita teo anelanelan'ny taona 2500 sy ny vaninandro kristiana<ref name=":0" />.

Ny fiteny semitika tandrefana izay notenenina tao [[Siria]] sy ao [[Iemena]] dia namoaka lahatsoratra tsikelikely. Nisy lahatsoratra tamin'ny fiteny prôtô-kananeana izay vita tamin'ny taona 1500 tal. J.K. sady manaporofo ny fampiasana fiteny semitika tandrefana iray tamin'io vanim-potoana io. Nisy tanimanga fanoratana voasoratra amin'ny [[fiteny ogaritika]]<ref><small>Stanislav Segert, ''A Basic Grammar of the Ugaritic Language: With Selected Texts and Glossary'', University of California Press, 1984.</small></ref> hita tao Siria Avaratra, izay vita tamin'ny taona 1300 tal. J.K. Tamin'io fotoana io dia nisy Arameana mpifindrafindra toeram-pivelomana niditra tao amin'ny tany efitr'i Siria.


=== Taonarivo voalohany tal. J.K. ===
=== Taonarivo voalohany tal. J.K. ===
Tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. dia niely izaitsizy ny [[abidy]] ka maro ireo fiteny hafa azon'ny mpikaroka amin'izao fotoana izao nodinihina, dia ny [[fiteny arameana]] sy ireo fiteny tranainy ao atsimon'i [[Arabia]]. Nandritra io vanim-potoana io dia nisy rafi-pitanisana [[Endrika araka anjara asa|endrik'anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny<ref><small>Izany dia ilay atao amin'ny teny frantsay hoe "declinaison" na aminn'y teny anglisy hoe "declension".</small></ref> mbola nanan-kery tamin'ny [[fiteny ogaritika]], izay nihalefy hery ka niteraka ny fiteny semitika ao avaratra-andrefana. Ny [[Fenisiana]] (na Foinikiana) dia nampiely ny [[Fiteny kananeana|fiteny kananeana]] (na kananita) tamin'ny ampahany lehibe amin'ny faritra mediteraneana, nefa ny [[fiteny hebreo]] no tonga fitenin'ny literatioram-pivavahana tamin'ny nanoratana ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]]. Tamin'ny fandresen'ny [[fanjakana asiriana]] dia nanjary fiteny ifaneraseran'ny samy hafa firenena ny [[Fiteny arameana|fiteny arameana]] tao amin'ny [[Tsinambola-Lonaka]], ka nisolo ireo fiteny hafa, indrindra ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] sy ny [[Fiteny fenisiana|fiteny fenisiana]], fa ny fiteny hebreo kosa dia nitoetra ho fiteny ampiasaina amin'ny fanompoam-pivavahana. Tokony ho tamin'izany vanim-potoana izany no nivoahan'ireo lahatsoratra amin'ny [[Fiteny gezy|fiteny gezy]], izay endrik'ireo fiteny semitika ao [[Etiopia]] voalohany.
Tamin' ny taonarivo voalohany tal. J.K. dia niely izaitsizy ny [[abidy]] ka maro ny fiteny hafa azon' ny mpikaroka amin' izao fotoana izao nodinihina, dia ny [[fiteny arameana]] sy ny fiteny tranainy maro ao amin' ny tapany atsimon' i [[Saikanosin' i Arabia|Arabia]]. Nandritra io vanim-potoana io dia nisy rafi-pitanisana [[Endrika araka anjara asa|endrik' anjara asa]]<nowiki/>n' ny teny<ref><small>Izany dia ilay atao amin'ny teny frantsay hoe "declinaison" na aminn'y teny anglisy hoe "declension".</small></ref> mbola nanan-kery tamin' ny [[fiteny ogaritika]], izay nihalefy hery ka niteraka ny fiteny semitika ao avaratra-andrefana. Ny [[Fenisiana]] (na Foinikiana) dia nampiely ny [[Fiteny kananeana|fiteny kananeana]] (na kananita) tamin' ny ampahany lehibe amin' ny faritra [[Ranomasina Mediteranea|mediteraneana]], nefa ny [[fiteny hebreo]] no tonga fitenin' ny literatioram-pivavahana tamin' ny nanoratana ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]]. Tamin' ny fandresen' ny [[Asiria|fanjakana asiriana]] dia nanjary fiteny ifaneraseran' ny samy hafa firenena ny [[Fiteny arameana|fiteny arameana]] tao amin' ny [[Tsinambolana Lonaka]], ka nisolo ny fiteny hafa rehetra, indrindra ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] sy ny [[Fiteny foinikiana|fiteny fenisiana]], fa ny fiteny hebreo kosa dia nitoetra ho fiteny ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana. Tokony ho tamin' izany vanim-potoana izany no nivoahan' ireo lahatsoratra amin' ny [[Fiteny gezy|fiteny gezy]], izay endriky ny fiteny semitika ao [[Etiôpia]] voalohany.


== Fanasokajiana ireo fiteny semitika ==
== Fanasokajiana ny fiteny semitika ==
Azo sokajina ho roa na telo na efatra ny fiteny semitika arakaraka ny fomba iheverana ny toerana itenenana azy sy ny toetra ara-pitsipiteny mampiavaka azy ireo. Raha zaraina roa izy dia ahitana ny fiteny semitika andrefana sy atsinanana. Raha zaraina telo dia ahitana ny fiteny semitika atsinanana sy afovoany ary atsimo. Raha zaraina efatra kosa dia ahitana ny fiteny semitika avaratra, afovoany avaratra, afovoany atsimo ary atsimo.
Azo sokajina ho roa na telo na efatra ny fiteny semitika arakaraka ny fomba iheverana ny toerana itenenana azy sy ny toetra ara-pitsipiteny mampiavaka azy ireo. Raha zaraina roa izy dia ahitana ny [[fiteny semitika andrefana]] sy [[Fiteny semitika atsinanana|atsinanana]]. Raha zaraina telo dia ahitana ny [[fiteny semitika atsinanana]] sy [[Fiteny semitika afovoany|afovoany]] ary [[Fiteny semitika atsimo|atsimo]]. Raha zaraina efatra kosa dia ahitana ny fiteny semitika avaratra, afovoany-avaratra, afovoany-atsimo ary atsimo.


=== Fanasokajiana ny teny semitika ho roa ===
=== Fanasokajiana ny fiteny semitika ho roa ===
Mizara ho sampana roa lehibe tsy mitovy lanja ny fiteny semitika, dia ny [[fiteny semitika atsinana]] sy ny [[fiteny semitika andrefana]]<ref><small>Nalaina avy ao amin'ny Wikipedia frantsay ao amin'ny pejy "[[:fr:Langues_sémitiques|Langues sémitiques]]".</small></ref>. Ny fiteny semitika andrefana no miely indrindra sady io no ahitana fiteny mbola tenenin'ny olona. Ny maha samy hafa ireo vondrom-piteny roa ireo dia ny fomba fiforonan'ny [[matoanteny]]. Ny matoantenin'ny fiteny semitika andrefana dia mampiasa [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] mba hilazany ny [[Fanehoan-javatra tsy efa|fanehoan-javatra tsy efa]], fa [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] kosa ho an'ny [[Fanehoan-javatra efa|fanehoan-javatra efa]], nefa ny fiteny semitika atsinanana dia mampiasa tovona fotsiny<ref><small>Ny lazaina eto hoe "fanehoan-javatra" dia izay atao hoe "aspect" amin'ny teny frantsay na anglisy, araka ny rakibolana ''Vitasoa''.</small> </ref>. Ny fiteny semitika andrefana dia ahitana [[mpanoritra]] sady namorona [[abidy]] ireo mpiteny azy. Misy koa fiteny semitika izay sarotra sokajina ho atsinana na andrefana, dia ny [[fiteny eblaita]].
Mizara ho sampana roa lehibe tsy mitovy lanja ny fiteny semitika, dia ny [[fiteny semitika atsinanana]] sy ny [[fiteny semitika andrefana]]<ref><small>Nalaina avy ao amin'ny Wikipedia frantsay ao amin'ny pejy "[[:fr:Langues_sémitiques|Langues sémitiques]]".</small></ref>. Ny fiteny semitika andrefana no miely indrindra sady io no ahitana fiteny mbola tenenin' ny olona. Ny maha samy hafa ireo vondrom-piteny roa ireo dia ny fomba fiforonan' ny [[matoanteny]]. Ny matoantenin' ny fiteny semitika andrefana dia mampiasa [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] mba hilazany ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra tsy efa]], fa [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] kosa ho an' ny [[Fanehoan-javatra efa sy tsy efa|fanehoan-javatra efa]], nefa ny fiteny semitika atsinanana dia mampiasa tovona fotsiny<ref><small>Ny lazaina eto hoe "fanehoan-javatra" dia izay atao hoe "aspect" amin' ny teny frantsay na anglisy, araka ny rakibolana ''[[Vitasoa]]''.</small> </ref>. Ny fiteny semitika andrefana dia ahitana [[mpanoritra]] sady namorona [[abidy]] ny mpiteny azy. Misy koa fiteny semitika izay sarotra sokajina ho atsinana na andrefana, dia ny [[fiteny eblaita]].


==== Ny fiteny semitika atsinana ====
==== Ny fiteny semitika atsinanana ====
Ity sampana ity dia tsy ahitana afa-tsy ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] sy [[Fiteny asiriana|asiriana]] ary [[Fiteny babiloniana|babilôniana]], iretsy roa farany dia fitenim-paritry ny akadiana. Fantatra noho ny fisiana soratra tamin'ny taona 3000 tal. JK. avy any [[Mesôpôtamia]] ny fiteny akadiana tao amin'ny ampahany amin'i [[Iràka]]. Ny fiteny akadiana no nisolo ny [[Fiteny someriana|fiteny someriana]]. Voasoratra tamin'ny fiteny akadiana ny lahatsoratra ''Enuma Elish'' sy ny ''Tononkalon'i Gilgamesh''.
Ity [[Fiteny semitika atsinanana|sampana]] ity dia tsy ahitana afa-tsy ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] sy [[Fiteny asiriana|asiriana]] ary [[Fiteny babilôniana|babilôniana]], iretsy roa farany iretsy dia fitenim-paritry ny akadiana. Fantatra noho ny fisiana soratra tamin' ny taona 3000 tal. JK. avy any [[Mesôpôtamia]] ny fiteny akadiana tao amin' ny ampahany amin' i [[Iràka]]. Ny fiteny akadiana no nisolo ny [[Fiteny someriana|fiteny someriana]]. Voasoratra tamin' ny fiteny akadiana ny lahatsoratra ''Enuma Elish'' sy ny ''Tononkalon' i Gilgamesh''.


Ny fiteny asiriana dia tao amin'ny tapany avaratr'i Mesôpôtamia fa ny fiteny babilôniana kosa tao atsimo. Ny [[farao]] Amenofisy IV (izay atao hoe koa Akenatôna) dia nampiasa io fiteny io rehefa mifandray amin'ireo solontenany any [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] sy Siria araka izay hita ao amin'ny ''Taratasin'i Amarna'' voasoratra tamin'ny taonjato faha-14 tal. J.K.
Ny fiteny asiriana dia tao amin' ny tapany avaratr' i Mesôpôtamia fa ny fiteny babilôniana kosa tao atsimo. Ny [[farao]] [[Amenôfisy IV]] (izay atao hoe koa [[Akenatôna]]) dia nampiasa io fiteny io rehefa mifandray amin' ny solontenany any [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] sy [[Siria (faritra)|Siria]] araka izay hita ao amin' ny ''Taratasin' i Amarna'' voasoratra tamin' ny taonjato faha-14 tal. J.K.


==== Ny fiteny semitika andrefana ====
==== Ny fiteny semitika andrefana ====
Mizara ho vondrona roa ny fiteny semitika andrefana, dia ny fiteny semitika avaratra-andrefana sy ny fiteny semitika atsimo-andrefana. Ny mampiavaka azy ireo dia ny fomba fiforonan'ny [[anarana]] [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza maro]]: ny semitika avaratra manisy tovona fa ny semitika atsimo manova ny [[zanapeo]] sasany ao amin'ny anarana.
Mizara ho vondrona roa ny [[fiteny semitika andrefana]], dia ny [[fiteny semitika avaratra-andrefana]] (sirô-palestiniana) sy ny [[fiteny semitika atsimo-andrefana]]. Ny mampiavaka azy ireo dia ny fomba fiforonan' ny [[anarana]] [[Filaza isa (fitsipiteny)|milaza maro]]: ny fiteny semitika avaratra andrefana manisy tovona fa ny fiteny semitika atsimo andrefana manova ny [[zanapeo]] sasany ao amin' ny anarana.


Ireto avy ireo fiteny semitika avaratra-andrefana: ny [[Fiteny amorita|fiteny amôrita]] (na amôreana), ny [[Fiteny ogaritika|fiteny ogaritika]], ireo fiteny tao Kanaana (dia ny [[fiteny fenisiana]], ny [[fiteny ponika]], ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny amonita|fiteny amônita]], ny [[fiteny moabita|fiteny môabita]], ny [[fiteny edomita|fiteny edômita]]) ary ny [[fiteny arameana]].
Ireto avy ny fiteny semitika avaratra-andrefana: ny [[Fiteny amorita|fiteny amôrita]] (na amôreana), ny [[Fiteny ogaritika|fiteny ogaritika]], ny fiteny maro tao [[Kanaana]] (dia ny [[fiteny fenisiana]], ny [[fiteny ponika]], ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny amonita|fiteny amônita]], ny [[fiteny moabita|fiteny môabita]], ny [[fiteny edomita|fiteny edômita]]) ary ny [[fiteny arameana]].


Ireto kosa ireo fiteny semitika atsimo-andrefana: ny [[fiteny arabo]], sy ireo fiteny ao atsimon'i [[Arabia]], ary ireo fiteny semitikan'i [[Etiopia]] sy [[Eritrea]].
Ireto kosa ireo fiteny semitika atsimo-andrefana: ny [[fiteny arabo]], sy ny fiteny maro ao amn' ny tapany atsimon' i [[Saikanosin' i Arabia|Arabia]], ary ny fiteny semitika ao [[Etiôpia]] sy [[Eritrea]] ([[fiteny gezy]], [[Fiteny amharika|fiteny amarika]], [[fiteny tigrea]], [[fiteny tigrinia]] ary [[fiteny goragea]]).


=== Fanasokajiana ny fiteny semitika ho efatra ===
=== Fanasokajiana ny fiteny semitika ho efatra ===
Azo sokajina efatra<ref><small>"Sémitiques, langues" ao amin'ny rakipahalalana ''Microsoft Encarta 2009.''</small></ref> ny fiteny semitika raha ny fielezany eto ambonin'ny tany no jerena.
Azo sokajina efatra<ref><small>"Sémitiques, langues" ao amin'ny rakipahalalana ''Microsoft Encarta 2009.''</small></ref> ny fiteny semitika raha ny fielezany eto ambonin' ny tany no jerena.


==== Ny fiteny semitika avaratra ====
==== Ny fiteny semitika avaratra ====
Ny fiteny semitika avaratra dia ahitana ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] izay atao hoe koa [[fiteny asiro-babiloniana|fiteny asirô-babilôniana]] (na fiteny akadiana), na hoe [[fiteny semitika atsinanana]].
Ny fiteny semitika avaratra dia ahitana ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] izay atao hoe koa [[fiteny asiro-babiloniana|fiteny asirô-babilôniana]], na hoe [[fiteny semitika atsinanana]].


==== Ny fiteny semitika afovoany avaratra ====
==== Ny fiteny semitika afovoany avaratra ====
Ny fiteny semitika afovoany avaratra dia ahitana ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny ogaritika]], [[fiteny moabita|fiteny môabita]], [[fiteny fenisiana]], [[fiteny arameana]] (isany ny [[fiteny siriaka]]).
Ny fiteny semitika afovoany avaratra dia ahitana ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny ogaritika]], [[fiteny môabita]], [[Fiteny foinikiana|fiteny fenisiana]], [[fiteny arameana]] (anisany ny [[fiteny siriaka]]).


==== Ny fiteny semitika afovoany atsimo ====
==== Ny fiteny semitika afovoany atsimo ====
Andalana faha-56: Andalana faha-54:


==== Ny fiteny semitika atsimo ====
==== Ny fiteny semitika atsimo ====
Ny fiteny semitika atsimo dia ahitana ireo fiteny ao amin'ny tapany atsimon'ny [[saikanosy Arabika]] sy ireo fiteny semitika ao Etiopia dia ny [[Fiteny gezy|fiteny gezy]], [[Fiteny amharika|fiteny amarika]], [[fiteny tigrea]], [[fiteny tigrinia]] ary [[fiteny goragea]].
Ny [[fiteny semitika atsimo]] dia ahitana ny fiteny ao amin' ny tapany atsimon' ny [[Saikanosin' i Arabia]] sy ny fiteny semitika ao [[Etiôpia]] dia ny [[Fiteny gezy|fiteny gezy]], [[Fiteny amharika|fiteny amarika]], [[fiteny tigrea]], [[fiteny tigrinia]] ary [[fiteny goragea]].


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==
'''Fiteny semitika sasany'''

=== Fiteny semitika sasany ===
*[[Fiteny hebreo]]
*[[Fiteny hebreo]]
*[[Fiteny arabo]]
*[[Fiteny arabo]]
*[[Fiteny arameana]]
*[[Fiteny arameana]]
*[[Fiteny siriaka]]
*[[Fiteny siriaka]]
'''Sokajy ao anatin' ny fianakaviam-piteny semitika'''

=== Sokajy ao anatin'ny fianakaviam-piteny semitika ===
*[[Fiteny semitika afovoany]]
*[[Fiteny semitika afovoany]]
*[[Fiteny semitika atsimo]]
*[[Fiteny semitika atsimo]]
Andalana faha-72: Andalana faha-68:
*[[Fiteny semitika andrefana]]
*[[Fiteny semitika andrefana]]
*[[Fiteny semitika atsinanana]]
*[[Fiteny semitika atsinanana]]
'''Sampam-piteny ao amin' ny finakaviam-piteny hamitô-semitika'''

=== Sampam-piteny ao amin'ny finakaviam-piteny hamito-semitika ===

* [[Fiteny berbera|Sampam-piteny berbera]],
* [[Fiteny berbera|Sampam-piteny berbera]],
* [[Fiteny kositika|Sampam-piteny kositika]],
* [[Fiteny kositika|Sampam-piteny kositika]],
Andalana faha-81: Andalana faha-75:
* [[Fiteny tsadika|Sampam-piteny tsadika]],
* [[Fiteny tsadika|Sampam-piteny tsadika]],
* [[Fiteny ômôtika|Sampam-piteny ômôtika]].
* [[Fiteny ômôtika|Sampam-piteny ômôtika]].
'''Samihafa'''
* [[Semita|Samita (vahoaka)]]
* [[Fiteny aty Afrika]]
* [[Fiteny ao Azia]]


== Loharano sy fanamarihana ==
== Loharano sy fanamarihana ==

Endrika tamin'ity 15 Mey 2024 à 10:43 ity

Fitsinjarana ara-jeôgrafian' ny fiteny semitika

Ny fiteny semitika dia vondrom-piteny nampiasaina tamin' ny Andro Taloha sy ankehitriny any Atsinanana Akaiky (Azia Atsimo Andrefana) sy ao Afrika Avaratra ary ao amin' ny Tandrok' i Afrika. Anisan' ny fiteny atao hoe hamitô-semitika na afrô-aziatika na afraziana izy ireo ka miely avy amin' ny tapany avaratr' i Afrika hatrany Atsinanana Akaiky. Nanomboka tamin' ny taona 1781 no nanomezan' ilay Alemàna atao hoe August Ludwig von Schlözer anarana toy izany ireo fiteny ireo[1] araka ny anaran' olona iray ao amin' ny Baiboly, dia i Sema zanak' i Nôa (na Nôe)[2]. Amin' izao fotoana izao dia ireto avy ny lehibe amin' ireo fiteny ireo: ny fiteny arabo, amharîka, tigrinia, hebreo, soreta (na arameana atsinana vaovao), arameana andrefana vaovao, maltey ary siriaka. Mampiavaka ny fiteny semitika ny fampiasana fototeny foronin-drenifeo telo[3] sy ny fampiasana renifeo tononina am-bavatraoka sy an-janadela ary anterina mafy.

Tantarany sy fielezany

[hanova | hanova ny fango]

Ny haifiteny tamin' ny taonjato faha-19 dia nanohana fa avy any Azia ny fiteny semitika. Tamin' ny taonjato faha-20 sy faha-21 anefa dia nisy petra-kevitra nilazana fa avy ao Afrika izy ireo ka mitambatra ao amin' ny fiankaviam-piteny lehibe kokoa atao hoe fiteny hamitô-semitika.

Taonarivo faha-4 tal. J.K.

[hanova | hanova ny fango]

Ho an' ny mpandalina ny fomba sy ny fitenin' ny mponina tatsinanana toa an' i Theodore Nöldeke (1836-1930)[4] dia avy amin' ny fiteny novinavinaina ka nomena ny anarana hoe prôtô-semitika (fiteny semitika niandohana). Io fiteny nipoirana io dia heverin' ny mpikaroka fa mety notenenina tao Atsinanana Afovoany alohan' ny hielezany amin' ny faritra manodidina sy ao avaratr' i Afrika

Tamin' ny taona 1998 i Mc Call dia nanao petra-kevitra mifamadika amin' izany ka nilaza fa avy ao Afrika no nipoiran' ny fiteny semitika[5].

Tamin' ny taona 2004 kosa dia nilaza ny mpahay fiteny vitsivitsy, dia i Ehret sy i Keita sy i Newman ary i Bellwood, fa ny prôtô-semitika dia avy ao Afrika nefa niely any amin' ny faritr' i Saharà noho ny fifindrà-monin' ny mpiteny azy tamin' ny vanimpotoana neôlitika ka notenenina voalohany tao Atsinanana Akaiky (na Azia Atsimo-Andrefana) tamin' ny taona 4000 tal. J.K.[6].

Taonarivo faha-3 tal. J.K.

[hanova | hanova ny fango]

Tamin' ny taona 1964 tao amin' i Tell Mardikh ao Siria no nahitana ny tanàna fahagolan' i Ebla. Tamin' ny taona 1974 dia tanimanga fanoratana miisa 42 no hita tao amin' ny sisam-paharavan' ny lapa iray izay tokony ho tamin' ny Andron' ny Alimo tranainy (2400 - 2225 tal. J.K.). Tamin' ny taona 1975 dia tanimanga fanoratana miisa 17 000 no hita koa. Ny fanadihadiana natao tamin' ireo zavatra hita ireo dia nahitana fiteny tranainy izay mampahatsiahy ny endri-piforonan-teny akadiana, ary ny voambolany dia mitovitovy amin' ny an' ny fiteny hebreo sy arameana.

Taonarivo faha-2 tal. J.K.

[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny semitika atsinanana no nanjaka tamin' ny fiandohan' ny taonarivo faha-2 tal. J.K. tao Mesôpôtamia (na Mezôpôtamia). Ny hoe fiteny akadiana dia teny mahafaobe ampifanoherina amin' ny hoe fiteny someriana izay manondro fiteny tsy semitika notenenina tao Mesôpôtamia Ambany. Ny arkeôlôjia dia nanome tahirin-tsoratra amin' ny soratra miendr-pantsika izay vita teo anelanelan' ny taona 2500 sy ny vaninandro kristiana[1].

Ny fiteny semitika andrefana izay notenenina tao Siria sy ao Iemena dia namoaka lahatsoratra tsikelikely. Nisy lahatsoratra tamin' ny fiteny prôtô-kananeana izay vita tamin' ny taona 1500 tal. J.K. sady manaporofo ny fampiasana fiteny semitika andrefana iray tamin' io vanim-potoana io. Nisy tanimanga fanoratana voasoratra amin' ny fiteny ogaritika[7] hita tao Siria Avaratra, izay vita tamin' ny taona 1300 tal. J.K. Tamin' io fotoana io dia nisy Arameana mpifindrafindra toeram-pivelomana niditra tao amin' ny tany efitr' i Siria.

Taonarivo voalohany tal. J.K.

[hanova | hanova ny fango]

Tamin' ny taonarivo voalohany tal. J.K. dia niely izaitsizy ny abidy ka maro ny fiteny hafa azon' ny mpikaroka amin' izao fotoana izao nodinihina, dia ny fiteny arameana sy ny fiteny tranainy maro ao amin' ny tapany atsimon' i Arabia. Nandritra io vanim-potoana io dia nisy rafi-pitanisana endrik' anjara asan' ny teny[8] mbola nanan-kery tamin' ny fiteny ogaritika, izay nihalefy hery ka niteraka ny fiteny semitika ao avaratra-andrefana. Ny Fenisiana (na Foinikiana) dia nampiely ny fiteny kananeana (na kananita) tamin' ny ampahany lehibe amin' ny faritra mediteraneana, nefa ny fiteny hebreo no tonga fitenin' ny literatioram-pivavahana tamin' ny nanoratana ny Baiboly hebreo. Tamin' ny fandresen' ny fanjakana asiriana dia nanjary fiteny ifaneraseran' ny samy hafa firenena ny fiteny arameana tao amin' ny Tsinambolana Lonaka, ka nisolo ny fiteny hafa rehetra, indrindra ny fiteny akadiana sy ny fiteny fenisiana, fa ny fiteny hebreo kosa dia nitoetra ho fiteny ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana. Tokony ho tamin' izany vanim-potoana izany no nivoahan' ireo lahatsoratra amin' ny fiteny gezy, izay endriky ny fiteny semitika ao Etiôpia voalohany.

Fanasokajiana ny fiteny semitika

[hanova | hanova ny fango]

Azo sokajina ho roa na telo na efatra ny fiteny semitika arakaraka ny fomba iheverana ny toerana itenenana azy sy ny toetra ara-pitsipiteny mampiavaka azy ireo. Raha zaraina roa izy dia ahitana ny fiteny semitika andrefana sy atsinanana. Raha zaraina telo dia ahitana ny fiteny semitika atsinanana sy afovoany ary atsimo. Raha zaraina efatra kosa dia ahitana ny fiteny semitika avaratra, afovoany-avaratra, afovoany-atsimo ary atsimo.

Fanasokajiana ny fiteny semitika ho roa

[hanova | hanova ny fango]

Mizara ho sampana roa lehibe tsy mitovy lanja ny fiteny semitika, dia ny fiteny semitika atsinanana sy ny fiteny semitika andrefana[9]. Ny fiteny semitika andrefana no miely indrindra sady io no ahitana fiteny mbola tenenin' ny olona. Ny maha samy hafa ireo vondrom-piteny roa ireo dia ny fomba fiforonan' ny matoanteny. Ny matoantenin' ny fiteny semitika andrefana dia mampiasa tovona mba hilazany ny fanehoan-javatra tsy efa, fa tovana kosa ho an' ny fanehoan-javatra efa, nefa ny fiteny semitika atsinanana dia mampiasa tovona fotsiny[10]. Ny fiteny semitika andrefana dia ahitana mpanoritra sady namorona abidy ny mpiteny azy. Misy koa fiteny semitika izay sarotra sokajina ho atsinana na andrefana, dia ny fiteny eblaita.

Ny fiteny semitika atsinanana

[hanova | hanova ny fango]

Ity sampana ity dia tsy ahitana afa-tsy ny fiteny akadiana sy asiriana ary babilôniana, iretsy roa farany iretsy dia fitenim-paritry ny akadiana. Fantatra noho ny fisiana soratra tamin' ny taona 3000 tal. JK. avy any Mesôpôtamia ny fiteny akadiana tao amin' ny ampahany amin' i Iràka. Ny fiteny akadiana no nisolo ny fiteny someriana. Voasoratra tamin' ny fiteny akadiana ny lahatsoratra Enuma Elish sy ny Tononkalon' i Gilgamesh.

Ny fiteny asiriana dia tao amin' ny tapany avaratr' i Mesôpôtamia fa ny fiteny babilôniana kosa tao atsimo. Ny farao Amenôfisy IV (izay atao hoe koa Akenatôna) dia nampiasa io fiteny io rehefa mifandray amin' ny solontenany any Kanaana sy Siria araka izay hita ao amin' ny Taratasin' i Amarna voasoratra tamin' ny taonjato faha-14 tal. J.K.

Ny fiteny semitika andrefana

[hanova | hanova ny fango]

Mizara ho vondrona roa ny fiteny semitika andrefana, dia ny fiteny semitika avaratra-andrefana (sirô-palestiniana) sy ny fiteny semitika atsimo-andrefana. Ny mampiavaka azy ireo dia ny fomba fiforonan' ny anarana milaza maro: ny fiteny semitika avaratra andrefana manisy tovona fa ny fiteny semitika atsimo andrefana manova ny zanapeo sasany ao amin' ny anarana.

Ireto avy ny fiteny semitika avaratra-andrefana: ny fiteny amôrita (na amôreana), ny fiteny ogaritika, ny fiteny maro tao Kanaana (dia ny fiteny fenisiana, ny fiteny ponika, ny fiteny hebreo, ny fiteny amônita, ny fiteny môabita, ny fiteny edômita) ary ny fiteny arameana.

Ireto kosa ireo fiteny semitika atsimo-andrefana: ny fiteny arabo, sy ny fiteny maro ao amn' ny tapany atsimon' i Arabia, ary ny fiteny semitika ao Etiôpia sy Eritrea (fiteny gezy, fiteny amarika, fiteny tigrea, fiteny tigrinia ary fiteny goragea).

Fanasokajiana ny fiteny semitika ho efatra

[hanova | hanova ny fango]

Azo sokajina efatra[11] ny fiteny semitika raha ny fielezany eto ambonin' ny tany no jerena.

Ny fiteny semitika avaratra

[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny semitika avaratra dia ahitana ny fiteny akadiana izay atao hoe koa fiteny asirô-babilôniana, na hoe fiteny semitika atsinanana.

Ny fiteny semitika afovoany avaratra

[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny semitika afovoany avaratra dia ahitana ny fiteny hebreo, ny fiteny ogaritika, fiteny môabita, fiteny fenisiana, fiteny arameana (anisany ny fiteny siriaka).

Ny fiteny semitika afovoany atsimo

[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny semitika afovoany atsimo dia ahitana ny fiteny arabo sy ny fitenim-paritra avy aminy ary ny fiteny maltey.

Ny fiteny semitika atsimo

[hanova | hanova ny fango]

Ny fiteny semitika atsimo dia ahitana ny fiteny ao amin' ny tapany atsimon' ny Saikanosin' i Arabia sy ny fiteny semitika ao Etiôpia dia ny fiteny gezy, fiteny amarika, fiteny tigrea, fiteny tigrinia ary fiteny goragea.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fiteny semitika sasany

Sokajy ao anatin' ny fianakaviam-piteny semitika

Sampam-piteny ao amin' ny finakaviam-piteny hamitô-semitika

Samihafa

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. 1,0 et 1,1 Paul Joüon, Grammaire de l'hebreu biblique, Institut biblique pontifical, 1923, p. 2.
  2. Genesisy 10.31: "Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny." (Ny Baiboly - Baiboly protestanta)
  3. Paul Joüon, Grammaire de l'hebreu biblique, Institut biblique pontifical, 1923, p. 3.
  4. Theodor Nöldeke, Die semitischen Sprachen, 1899.
  5. Daniel F. Mc Call, The Afroasiatic Language Phylum: African in Origin, or Asian ? [tahiry], The University of Chicago Press, 1998
  6. Christophe Ehret, S. O. Y. Keita, Paul Newman et Peter Bellwood, « The Origins of Afroasiatic » [tahiry], Science tamin'ny 03 Desambra 2004, Vol. 306. no. 5702, p. 1680.
  7. Stanislav Segert, A Basic Grammar of the Ugaritic Language: With Selected Texts and Glossary, University of California Press, 1984.
  8. Izany dia ilay atao amin'ny teny frantsay hoe "declinaison" na aminn'y teny anglisy hoe "declension".
  9. Nalaina avy ao amin'ny Wikipedia frantsay ao amin'ny pejy "Langues sémitiques".
  10. Ny lazaina eto hoe "fanehoan-javatra" dia izay atao hoe "aspect" amin' ny teny frantsay na anglisy, araka ny rakibolana Vitasoa.
  11. "Sémitiques, langues" ao amin'ny rakipahalalana Microsoft Encarta 2009.