vonoina
Malagasy
OvayAnarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | vonoiko | vonoinay, vonointsika |
2 | vonoinao (tenim-paritra) vonoin'angao |
vonoinareo |
3 | vonoiny (tenim-paritra) vonoin'anjy |
(Sihanaka) vonoin-jareo |
K- | vonoin' vonoin- vonoim- |
vonoina vunuinạ ⋅ (sokajin-drima ‑uinḁ)
- Kapohina, asiana, velesina: Nahoana n [...]Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany [...]Tsofina: Vonoy ny jiroFoanana: Efa novonoina ity lalana ity [...]Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny a [...]Anesorana (...) ny karama: Novonoina [...]
- (Ohatra tsy ampy)