16°55′S 15°39′E / 16.917°S 15.650°E / -16.917; 15.650

Cunene (faritany)
Velarantany 87,342 km2
Isam-ponina 990,087 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Angola
Faritany Cunene (faritany)
Faritra NC
Cunene in Angola

I Cunene dia faritany ao Atsimon'i Angola izay eo amin'ny sisin-tanin'i Namibia. Misy mponina 990.083 ary Ondjiva no renivohiny.

Ny Reniranon’i Cunene (renirano) no anaran’izy io, izay manamorona ny sisin-tanin’i Angola sy Namibia.

Kaominina

hanova

Tanàna any Angola

hanova

Luanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge

Faritany any Angola

hanova