Ny Biôgrafia dia filazana an-tsoratra na am-bava ny tantaram-piainan' ny zavatra iray, ohatra: olombelona, biby, zavamaniry, sns. Fa matetika dia ny tantaran' ny olona no tena ampiasana azy io. Avy amin' ny teny frantsay hoa biographie, izay avy amin' ny teny grika dia hoe βίος / bios "aina" sy γραφή / graphê "soratra", ny teny hoe biôgrafia.

Fototra sy fiovoarana

hanova

Fomba fiteny efa nampiasaina nanomboka tany amin' ny Andro Taloha tany amin' ny taon-jato faha-4 tal. J.K. tao Grisia izy io. Tsy nitsahatra miovaova ny hevitr' io teny io isaky ny vanim-potoana sy ny toerana ampiasana azy.

Tahiry biôgrafia

hanova

Jereo koa

hanova